7 "preferences": "Ny momba anao",
8 "prefsnologintext2": "Midira amin'ny kaontinao azafady mba hahafahanao mamaritra ny safidim-pikambana",
9 "saveprefs": "Tehirizo",
10 "tooltip-preferences-save": "Tehirizina ny safidy",
11 "savedprefs": "Voatahiry ny mombamomba anao.",
12 "prefs-tabs-navigation-hint": "Torohevitra: afaka mampiasa ny zana-tsipika havia ary havanana ianao ho an'ny fitetezana ny vakizoro ao amin'ny lisi-bakizoro",
13 "prefs-personal": "Mombamomba anao",
14 "prefs-info": "Fampahalalàna fototra",
15 "username": "{{GENDER:$1|Anaram-pikambana}} :",
16 "prefs-memberingroups": "Mpikambana{{GENDER:$2}} ao amin'ny vondrona{{PLURAL:$1}}:",
17 "group-membership-link-with-expiry": "$1 (hatramin'i $2)",
18 "prefs-edits": "isa ny fanovàna :",
19 "prefs-registration": "Daty fidirana :",
20 "yourrealname": "Tena anarana marina:",
21 "prefs-help-realname": "Tsy voatery omena ny tena anarana.\nRaha omena izany dia hanomezana dera ny fandraisan'anjaranao",
22 "yourpassword": "Tenimiafina",
23 "prefs-resetpass": "Hanova tenimiafina",
24 "passwordtooshort": "{{PLURAL:}}Fohy loatra io tenimiafina io.\nFarafahakeliny tokony hisy litera $1 ny tenimiafina.",
25 "passwordtoolong": "Tsy azo atao ho lava noho ny soratra {{PLURAL:$1|iray|$1}} ny tenimiafina.",
26 "password-substring-username-match": "Tsy mahazo hita ao anaty solonanaranao ny tenimiafinao.",
27 "password-name-match": "Tsy maintsy samihafa ny solonanaranao sy ny tenimiafinao tompoko.",
28 "password-login-forbidden": "Norarana ny fampiasana io anaram-pikambana ary io tenimiafina io.",
29 "passwordincommonlist": "Anaty lisitra tenimiafina tena ampiasaina matetika ilay tenimiafina natsofokao. Mampiasà tenimiafina tokana kokoa azafady.",
30 "tog-prefershttps": "Fanohizana azo antoka foana no ampaisaina rehefa tafiditra",
31 "prefs-help-prefershttps": "Hihatra amin'ny fidiranao manaraka ity safidy ity.",
32 "prefs-i18n": "Fanatontoloana",
33 "yourlanguage": "Tenim-pirenena:",
34 "yourgender": "Tiana hofaritana ahoana ianao?",
35 "gender-notknown": "Manova pejy wiki",
36 "gender-unknown": "Rehefa milaza momba anao, hampiasa teny tsy mampilaza ny lahivavinao rehefa afaka atao.",
37 "gender-female": "Manova pejy wiki izy (vehivavy)",
38 "gender-male": "Manova pejy wiki izy (lehilahy)",
39 "prefs-help-gender": "Ankifidy : ampiasaina ho an'ny fifandraisan'ny rindrankajy aminao. Ho sarababem-bahoaka ity fampahalalana ity.",
40 "yourvariant": "fitenim-paritry ny fitenim-botoatiny :",
41 "prefs-help-variant": "Ny karazan-tsipelina tianao ho ampiasain'ny pejim-botoatiny",
42 "prefs-signature": "Sonia",
43 "tog-oldsig": "Topi-mason'ny sonianao :",
44 "yournick": "Anaram-bositra:",
45 "tog-fancysig": "Atao ho wikisorarta ny sonia (tsy asiana rohy mankany amin'ny pejim-pikambanao)",
46 "prefs-help-signature": "Ilaina soniavina amin'ny \"<nowiki>~~~~</nowiki>\" ny resaka eo amin'ny pejin-dresaka izay hametraka ny sonianao ary ny daty nanoratanao.",
47 "prefs-signature-error-details": "Fampahalalana fanampiny",
48 "badsig": "Tsy mety io sonia io; hamarino ny kialo HTML.",
49 "badsiglength": "Lava loatra ny sonianao. {{PLURAL:$1||}}\nTokony mba manana lohavy ambanimbany kokoa non'ny $1",
50 "prefs-email": "Safidy mikasika ny imailaka",
51 "youremail": "Imailaka:",
52 "prefs-setemail": "Hampiditra adiresy imailaka",
53 "prefs-changeemail": "Hanova na hanala adiresy mailaka",
54 "prefs-help-email": "Azo tsy omena ny adiresy imailaka, fa ilaina izy io raha sendra hadino ny tenimiafinao.",
55 "prefs-help-email-required": "Ilaina ny adiresy imailaka",
56 "prefs-help-email-others": "Azonareo atao ny misafidy mba hamela ny hafa hifandray aminao eo amin'ny alanana rohy iray eo amin'ny pejin-dresakao.\nTsy haseho ny adiresy imailakao rehefa manoratra any aminao ny mpikambana hafa.",
57 "noemailprefs": "Manomeza adiresy imailaka raha hampiasa ireo fitaovana ireo ianao.",
58 "emailnotauthenticated": "Tsy mbola nomarinina ny adiresy mailakao.\nTsy handefa mailaka izy ho an'ireo asa ireo.",
59 "emailconfirmlink": "Hamarino ny adiresy imailakao",
60 "prefs-emailconfirm-label": "Famarinana ny imailaka :",
61 "emailauthenticated": "Voamarina tamin'ny $2 tamin'ny $3 ny adiresy mailakao.",
62 "allowemail": "Hanaiky ny fandefasana mailaka avy amin'ny mpikambana hafa",
63 "tog-ccmeonemails": "Andefaso tahaka ny imailaka alefako amin'ny mpikambana hafa",
64 "email-mutelist-label": "Hanakana ireo mpikambana ireo tsy handefa mailaka aty amiko:",
65 "tog-enotifwatchlistpages": "Andefasana imailaka rehefa voaova ny pejy na ny rakitra arahako",
66 "tog-enotifusertalkpages": "Andefaso imailaka aho rehefa miova ny pejin-dresako",
67 "tog-enotifminoredits": "Andefasana imailaka na dia fanovana madinika aza no atao amin'ny pejy sy ny rakitra",
68 "tog-enotifrevealaddr": "Asehoy ny adiresy imailako any amin'ny imailaka fampilazana",
69 "prefs-user-pages": "Pejim-pikambana",
70 "prefs-rendering": "Fampisehoana",
71 "prefs-skin": "Endrika",
72 "skin-preview": "Tsipalotra",
73 "prefs-common-config": "JavaScript ary CSS zaraina ho an'ny fiankanjoana rehetra:",
74 "prefs-custom-css": "CSS manokana",
75 "prefs-custom-js": "Javascript manokana",
76 "prefs-skin-prefs": "Safidin-piseho",
77 "prefs-dateformat": "Endriky ny daty",
78 "datedefault": "Tsy misy safidy",
79 "prefs-timeoffset": "Elanelana ora",
80 "servertime": "Oran'ny lohamilina",
81 "localtime": "Ora an-toerana",
82 "timezonelegend": "Faritr'ora :",
83 "timezoneuseserverdefault": "Sanda tsipalotry ny wiki ($1)",
84 "timezoneuseoffset": "Hafa (faritr'ora araka ny UTC)",
85 "guesstimezone": "\nFenoy araka ny datin'ny solosainan'ny mpitsidika",
86 "timezoneregion-africa": "Afrika",
87 "timezoneregion-america": "Amerika",
88 "timezoneregion-antarctica": "Antarktika",
89 "timezoneregion-arctic": "Arktika",
90 "timezoneregion-asia": "Azia",
91 "timezoneregion-atlantic": "Ranomasimbe Atlantika",
92 "timezoneregion-australia": "Aostralia",
93 "timezoneregion-europe": "Eoropa",
94 "timezoneregion-indian": "Ranomasimbe Indianina",
95 "timezoneregion-pacific": "Ranomasimbe Pasifika",
96 "prefs-files": "Rakitra",
97 "imagemaxsize": "Ferana ny haben'ny sary ao amin'ny pejy famaritana ho:",
98 "thumbsize": "Haben'ny thumbnail",
99 "prefs-diffs": "Diff",
100 "tog-diffonly": "Aza ampiseho ny voatonin'ny pejy eo amban'ny diff",
101 "tog-norollbackdiff": "Aza aseho ny fahasamihafana aorian'ny famoanana",
102 "prefs-advancedrendering": "Antsipirihan-tsafidy",
103 "tog-underline": "Hanipika ny rohy:",
104 "underline-default": "Izay itiavan'ny mpitety azy",
105 "underline-never": "Tsy tsipihina mihitsy",
106 "underline-always": "Foana foana",
107 "tog-showhiddencats": "Asehoy ny sokajy misitrika",
108 "prefs-editing": "Fanovana",
109 "prefs-advancedediting": "Antsipirihan-tsafidy",
110 "tog-editsectiononrightclick": "Hampiasa ny fanovana fizarana amin'ny tsindry havanana eo amin'ny lohatenim-pizarana.",
111 "tog-editondblclick": "Hanova pejy amin'ny alalan'ny tsindrim-boalavo roa misesy",
112 "prefs-editor": "Mpanova",
113 "editfont-style": "soratra ampiasain'ny toerana isoratana :",
114 "editfont-monospace": "soratra monospacé",
115 "editfont-sansserif": "soratra tsy misy tongony (sans-serif)",
116 "editfont-serif": "soratra misy tongony (serif)",
117 "tog-minordefault": "Mariho ho madinika foana aloha ny fanovana rehetra",
118 "tog-forceeditsummary": "Ampitandremo aho rehefa tsy nanisy ambangovangom-piovana (na ny ambangovangom-pamoanana rehefa tsy misy)",
119 "tog-useeditwarning": "Ampitandremo aho raha miala sady mamela pejy ovaiko nefa tsy notahiriziko",
120 "prefs-preview": "Topi-maso",
121 "tog-previewonfirst": "Asehoy ny tsipalotra amin'ny fanovana voalohany",
122 "tog-previewontop": "Asehoy alohan'ny boaty fanovana ny tsipalotra",
123 "tog-uselivepreview": "Hampiasa ny topi-maso mivantana",
124 "prefs-developertools": "Fitaovam-panitatra",
125 "prefs-rc": "Vao niova",
126 "prefs-displayrc": "safidim-tseho",
127 "recentchangesdays": "Isan'ny andro ho aseho amin'ny fiovana farany:",
128 "recentchangesdays-max": "($1 andro{{PLURAL:$1||}} fara-faha betsany)",
129 "recentchangescount": "Isan'ny fanovana haseho (tsipalotra) :",
130 "prefs-help-recentchangescount": "Misy ny fiovana farany, ny tantaram-pejy ary ny laogy",
131 "prefs-advancedrc": "Antsipirihan-tsafidy",
132 "tog-usenewrc": "Hampivondrona ny fiovana araky ny pejy ao amin'ny fiovana farany ary ao amin'ny lisitry ny pejy arahana",
133 "prefs-changesrc": "Fiovana aseho",
134 "tog-hideminor": "Hanitsika ny fiovana madinika ao amin'ny fiovana farany",
135 "tog-hidecategorization": "Hanafina ny fansokajiana pejy",
136 "tog-hidepatrolled": "Hanitrika ny fiovana voaara-maso ao amin'ny fiovana farany",
137 "tog-newpageshidepatrolled": "Hanitsika ny pejy voaara-maso ao amin'ny pejy vaovao",
138 "tog-shownumberswatching": "Asehoy ny isan'ny mpikambana manara-maso ny pejy",
139 "prefs-watchlist": "Lisitry ny pejy arahana-maso",
140 "prefs-editwatchlist": "Hanova ny lisitry ny pejy arahana",
141 "prefs-editwatchlist-label": "Hanova ny iditry ny lisitra arahanao",
142 "prefs-editwatchlist-edit": "Hijery na hanala lohateny ao amin'ny lisitra arahanao",
143 "prefs-editwatchlist-raw": "Hanova ny lisitra arahana amin'ny fomba manta",
144 "prefs-editwatchlist-clear": "Handio ny lisitra arahanao",
145 "prefs-displaywatchlist": "Safidin-tseho",
146 "prefs-watchlist-days": "Isa ny andro haseho anatin'ny lisitra ny pejy arahana-maso",
147 "prefs-watchlist-days-max": "$1 {{PLURAL:$1|}} andro farafahabetsany",
148 "prefs-watchlist-edits": "Isan'ny fiovana lehibe indrindra aseho amin'ny pejy arahana:",
149 "prefs-watchlist-edits-max": "Isa fara-fahabetsany : 1000",
150 "prefs-advancedwatchlist": "Antsipirihan-tsafidy",
151 "tog-extendwatchlist": "Hanitatra ny lisitra fanaraham-pejy mba haneho ny fanovana rehetra fa tsy ny vaovao indrindra fotsiny",
152 "prefs-changeswatchlist": "Fiovana aseho",
153 "tog-watchlisthideminor": "Tsy aseho ny fisoloina kely anatin'ny pejy fanaraha-maso",
154 "tog-watchlisthidebots": "Asitriho amin'ny lisitro ny fanovàna nataon'ny rôbô",
155 "tog-watchlisthideown": "Tsy ampiseho anatin'ny pejy fanaraha-maso ny zavatra nosoratako",
156 "tog-watchlisthideanons": "Asitriho amin'ny lisitro ny fanovana nataon'ny IP",
157 "tog-watchlisthideliu": "Asitriho amin'ny lisitro ny fanovàna nataon'ny mpikambana hafa",
158 "tog-watchlistreloadautomatically": "Hanavao ny lisitry ny pejy arahana rehefa misy sivana niova (mila JavaScript)",
159 "tog-watchlisthidecategorization": "Hanafina ny fanasokajiana pejy",
160 "tog-watchlisthidepatrolled": "Asitriho amin'ny lisitro ny fanovàna efa nojerena",
161 "prefs-pageswatchlist": "Pejy arahana",
162 "tog-watchdefault": "Hanaraka ny pejy ary ny rakitra ovaiko",
163 "tog-watchmoves": "Hanaraka ny pejy ary ny rakitra ovaiko anarana",
164 "tog-watchdeletion": "Hanaraka ny pejy ary ny rakitra voafafako",
165 "tog-watchcreations": "Hanaraka ny pejy foronoko ary ny rakitra ampidiriko",
166 "tog-watchuploads": "Ampiana amin'ny pejy arahako ireo rakitra vaovao nalefako",
167 "tog-watchrollback": "Hanaraka pejy nanaovako famoana",
168 "prefs-tokenwatchlist": "Token",
169 "prefs-watchlist-token": "token ho an'ny lisitry ny pejy arahi-maso:",
170 "prefs-watchlist-managetokens": "Hikirakira token",
171 "prefs-searchoptions": "Karoka",
172 "prefs-advancedsearchoptions": "Antsipirihan-tsafidy",
173 "prefs-reset-intro": "Azonao ampiasaina ity pejy ity mba hamerina ny safidinao amin'izay safidy tsipalotr'ilay sehatra. Tsy azo averina io.",
174 "restoreprefs": "Hamerina ny safidy taloha (amin'ny fizarana rehetra)"